21 Koa nivoaka avy ao Gibea+ ny taranak’i Benjamina, ka lehilahy israelita roa arivo sy roa alina no maty niampatrampatra tamin’ny tany tamin’izay andro izay.+
25 Koa nivoaka avy ao Gibea ny Benjamita tamin’ny andro faharoa mba hifanandrina taminy, ka lehilahy valo arivo sy iray alina tamin’ny zanak’Israely indray no maty niampatrampatra tamin’ny tany.+ Mpitan-tsabatra+ daholo ireo.