FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa niala tao i Davida,+ ka nandositra+ nankany amin’ilay lava-bato+ ao Adolama.+ Ary nandre izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, ka nidina nankany aminy.

  • 2 Samoela 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nidina ny telo tamin’ireo telopolo lahy lehiben’ny tafika,+ ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato ao Adolama,+ tamin’ny fotoam-pijinjana. Ary efa nanangana toby tranolay teny amin’ny lemaka ivan’ny Refaima ny Filistinina.+

  • Salamo 57:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+

      Fa ianao no ialofako,+

      Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+

  • Salamo 142:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Maskila nataon’i Davida tamin’izy tao anaty lava-bato.+ Vavaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara