FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 21:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary namboly hazo tamariska tao Beri-sheba i Abrahama, ka tao no niantsoany ny anaran’i Jehovah,+ ilay Andriamanitra mandrakizay.+

  • 1 Samoela 31:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Avy eo dia nentiny ireo taolam-paty,+ ka naleviny+ teo ambanin’ilay hazo tamariska+ tany Jabesy. Ary nifady hanina fito andro+ izy ireo.

  • 1 Tantara 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa niainga ny lehilahy mahery fo rehetra, dia nitondra ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany nankany Jabesy, ka nandevina ny taolany tao ambanin’ilay hazobe+ tany Jabesy.+ Ary nifady hanina+ fito andro izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara