Genesisy 21:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary namboly hazo tamariska tao Beri-sheba i Abrahama, ka tao no niantsoany ny anaran’i Jehovah,+ ilay Andriamanitra mandrakizay.+ 1 Samoela 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ren’i Saoly fa nisy nahita i Davida sy ny olona niaraka taminy. Nipetraka teo ambanin’ilay hazo tamariska+ teny amin’ny toerana avo tany Gibea i Saoly tamin’izay. Ary teny an-tanany ny lefony+ sady teo aminy ny mpanompony rehetra. 1 Tantara 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa niainga ny lehilahy mahery fo rehetra, dia nitondra ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany nankany Jabesy, ka nandevina ny taolany tao ambanin’ilay hazobe+ tany Jabesy.+ Ary nifady hanina+ fito andro izy ireo.
33 Ary namboly hazo tamariska tao Beri-sheba i Abrahama, ka tao no niantsoany ny anaran’i Jehovah,+ ilay Andriamanitra mandrakizay.+
6 Ary ren’i Saoly fa nisy nahita i Davida sy ny olona niaraka taminy. Nipetraka teo ambanin’ilay hazo tamariska+ teny amin’ny toerana avo tany Gibea i Saoly tamin’izay. Ary teny an-tanany ny lefony+ sady teo aminy ny mpanompony rehetra.
12 Koa niainga ny lehilahy mahery fo rehetra, dia nitondra ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany nankany Jabesy, ka nandevina ny taolany tao ambanin’ilay hazobe+ tany Jabesy.+ Ary nifady hanina+ fito andro izy ireo.