FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 24:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ry raiko ô,+ jereo ange e! Jereo fa ity an-tanako ity ny morontongotr’iny akanjonao iny! Fa tsy namono anao aho rehefa nanapaka ny morontongotr’akanjonao. Koa aoka ho fantatrao sy ho hitanao fa tsy misy faharatsiana+ na fikomiana eto an-tanako, ary tsy nanota taminao aho na dia mikendry ny hanala ny aiko aza ianao.+

  • 1 Samoela 26:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 I Jehovah no hamaly ny tsirairay araka ny fahamarinany+ sy ny tsy fivadihany avy, satria nanolotra anao teo an-tanako i Jehovah androany, nefa izaho tsy nety naninjitra ny tanako hamely ny voahosotr’i Jehovah.+

  • 2 Samoela 22:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Eo anatrehako ny didim-pitsarany rehetra,+

      Ary tsy mba hiala amin’ny lalàny aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara