9 Koa hoy i Jonatana: “Tsy hanjo anao mihitsy izany! Raha fantatro anefa fa ny hanisy ratsy anao no efa masaka ao an-tsain’ny raiko, dia tsy holazaiko aminao ve izany?”+
17 Koa fantaro sy eritrereto izay hataonao, fa misy loza miandry+ ny tompontsika sy ny ankohonany manontolo. Olona tena tsy manjary+ mantsy izy ka tsy azo ifampiresahana mihitsy.”