FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary haniraka mpanompo aho ka hanao hoe: ‘Mandehana, tadiavo ireo zana-tsipìka.’ Koa raha milaza aminy aho hoe: ‘Jereo fa iretsy an-kilanao iretsy ny zana-tsipìka, ka alaivo’, dia manatòna fa midika ho fiadanana ho anao izany ary tsy misy atahorana, raha mbola velona koa i Jehovah.+

  • 1 Mpanjaka 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa ankehitriny, raha mbola velona koa i Jehovah,+ izay nanendry ahy+ sy nametraka ahy eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida raiko+ sady nanome ahy taranaka+ araka izay nolazainy,+ dia hovonoina ho faty anio ihany i Adonia.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara