FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 1:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary hoy i Hana: “Azafady tompoko! Mianiana aminao+ aho, tompoko, fa izaho ilay vehivavy nijoro teo anilanao teto amin’ity toerana ity, mba hivavaka tamin’i Jehovah.+

  • 2 Samoela 14:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy ny mpanjaka: “Momba anao ve i Joaba+ amin’izao zava-drehetra izao?”+ Dia hoy ravehivavy: “Raha mbola velon’aina koa ianao,+ ry mpanjaka tompoko ô, dia marina tokoa izay voalazanao. Fa i Joaba mpanomponao no nandidy ahy, ary izy no nilaza izany teny rehetra izany mba holazain’ny mpanompovavinao.+

  • 2 Mpanjaka 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary hoy i Elia tamin’i Elisa: “Mijanòna eto, azafady, fa nirahin’i Jehovah ho any Betela aho.” Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ ary raha mbola velon’aina koa ianao,+ dia tsy handao anao aho.”+ Koa nidina nankany Betela izy roa lahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara