1 Samoela 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia naka ny menaka tao anaty tavoara+ kely i Samoela, ka nandraraka izany teo amin’ny lohan’i Saoly sady nanoroka+ azy, ary niteny hoe: “Nohosoran’i Jehovah tokoa ianao, mba ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+ 1 Samoela 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny haninjitra ny tanako hamely ny tompoko izay voahosotr’i+ Jehovah, satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah izany. Tsy hanao izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+ 2 Samoela 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hoy i Davida: “Nahoana ianao no tsy natahotra+ ny haninjitra ny tananao hamono ny voahosotr’i+ Jehovah?”
10 Dia naka ny menaka tao anaty tavoara+ kely i Samoela, ka nandraraka izany teo amin’ny lohan’i Saoly sady nanoroka+ azy, ary niteny hoe: “Nohosoran’i Jehovah tokoa ianao, mba ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+
6 Koa hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny haninjitra ny tanako hamely ny tompoko izay voahosotr’i+ Jehovah, satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah izany. Tsy hanao izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+
14 Ary hoy i Davida: “Nahoana ianao no tsy natahotra+ ny haninjitra ny tananao hamono ny voahosotr’i+ Jehovah?”