1 Samoela 24:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Havelan’ny olona handeha soa aman-tsara ve ny fahavalony raha sendra azy?+ Koa hamaly soa anao anie i Jehovah,+ noho ny nanaovanao izany tamiko androany! Isaia 54:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy hisy hahomby izay fiadiana amboarina hamelezana anao,+ ary homelohinao eo amin’ny fitsarana ny lela rehetra manohitra anao.+ Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah,+ sy fahamarinany avy amiko”, hoy i Jehovah.+
19 Havelan’ny olona handeha soa aman-tsara ve ny fahavalony raha sendra azy?+ Koa hamaly soa anao anie i Jehovah,+ noho ny nanaovanao izany tamiko androany!
17 Tsy hisy hahomby izay fiadiana amboarina hamelezana anao,+ ary homelohinao eo amin’ny fitsarana ny lela rehetra manohitra anao.+ Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah,+ sy fahamarinany avy amiko”, hoy i Jehovah.+