FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 26:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahin’Andriamanitra anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra ianao, ary ianao no tsy maintsy ho mpandresy.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa nody tany amin’izay nisy azy.+

  • 2 Tantara 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+

  • Salamo 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mamaly soa ahy araka ny fahamarinako i Jehovah,+

      Ary mamaly ahy araka ny fahadiovan’ny tanako.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara