FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ziklaga,+ Beti-markabota, Hazara-sosa,+

  • 1 Samoela 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa tonga tany Ziklaga+ i Davida sy ny olony tamin’ny andro fahatelo, dia hitany fa notafihin’ny Amalekita+ ny faritra atsimo sy Ziklaga. Nasian’izy ireo i Ziklaga ka nodorany,

  • 2 Samoela 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Nony maty i Saoly, dia nijanona roa andro tao Ziklaga+ i Davida, rehefa niverina avy namely an’ireo Amalekita.+

  • 1 Tantara 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 sy Betoela+ sy Horma+ sy Ziklaga+

  • 1 Tantara 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ireto avy no tonga tany amin’i Davida tany Ziklaga,+ fony izy mbola tsy afaka nivezivezy noho ny amin’i Saoly+ zanak’i Kisy. Anisan’ny lehilahy mahery+ izy ireo, ary nanampy azy tamin’ny ady,

  • 1 Tantara 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa rehefa nankany Ziklaga+ i Davida, dia nisy tamin’ny taranak’i Manase nivadika tamin’i Saoly ka niaraka taminy. Ireto avy izany: Adna, Jozabada, Jediaela, Mikaela, Jozabada, Eliho ary Ziletahy, izay samy mpifehy+ ny arivo, ary avy amin’ny fokon’i Manase.

  • Nehemia 11:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ziklaga,+ Mekona sy ny tanàna niankina taminy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara