1 Samoela 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia niangona ny Filistinina, ary tonga tao Sonema+ ka nanangana toby tao. Koa novorin’i Saoly ny Israely rehetra, ary nanangana toby tao Gilboa+ izy ireo. 1 Tantara 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina,+ ary nandositra teo anoloan’izy ireo ny Israely. Dia niampatrampatra teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa ny fatin’ny Israelita.+
4 Dia niangona ny Filistinina, ary tonga tao Sonema+ ka nanangana toby tao. Koa novorin’i Saoly ny Israely rehetra, ary nanangana toby tao Gilboa+ izy ireo.
10 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina,+ ary nandositra teo anoloan’izy ireo ny Israely. Dia niampatrampatra teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa ny fatin’ny Israelita.+