FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 ‘Misy olona tsy manjary avy eo aminareo,+ ary mitady hampiala ny mponina ao an-tanànany amin’Andriamanitra+ izy, ka manao hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay tsy fantatrao’,

  • 1 Samoela 10:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nilaza kosa anefa ireo lehilahy tsy manjary+ hoe: “Ahoana koa no hamonjen’ilehio antsika?”+ Dia nanamavo+ an’i Saoly izy ireo, ary tsy mba nitondra fanomezana ho azy.+ Tsy niteny mihitsy anefa i Saoly fa toy ny olona moana.+

  • 1 Samoela 25:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Aoka ny tompoko tsy hiraharaha an’iny Nabala tsy manjary iny,+ fa araka ny anarany ihany ny toetrany. Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy.+ Izaho mpanompovavinao mantsy tsy nahita ny zatovon’ny tompoko nirahinao.

  • 1 Samoela 30:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nisy olona ratsy fanahy sy tsy manjary+ anefa tamin’ireo niaraka tamin’i Davida, ka niteny hoe: “Tsy nandeha niaraka tamintsika ireo, ka tsy homentsika na inona na inona amin’ny zavatra nobaboina izay navotantsika, afa-tsy ny vady aman-janany ihany. Aoka hoentiny ireny dia aleo izy handeha.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara