Genesisy 46:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nentin’izy ireo koa ny biby fiompiny sy ny fananana voangony tany Kanana.+ Farany, dia tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany rehetra niaraka taminy. Nomery 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nidina tany Ejipta ny razanay,+ ka nonina andro maro tany izahay.+ Ary nanisy ratsy anay sy ny razanay ny Ejipsianina.+ Asan’ny Apostoly 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nidina nankany Ejipta i Jakoba,+ dia maty izy,+ ary maty koa ny razantsika+
6 Nentin’izy ireo koa ny biby fiompiny sy ny fananana voangony tany Kanana.+ Farany, dia tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany rehetra niaraka taminy.
15 Nidina tany Ejipta ny razanay,+ ka nonina andro maro tany izahay.+ Ary nanisy ratsy anay sy ny razanay ny Ejipsianina.+