FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Efa maty i Mosesy mpanompoko.+ Koa mandehana miampita an’irỳ Jordana irỳ ianao sy ity vahoaka manontolo ity, mba hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely.+

  • Josoa 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa nalain’i Josoa ilay tany manontolo, araka izay rehetra nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, araka ny fokony avy.+ Dia nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+

  • Salamo 44:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+

      Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+

      Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,

      Satria sitrakao izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara