FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nifidy telo arivo lahy tamin’ny Israely izy, ka ny roa arivo niaraka taminy tao Mikmasy+ sy teny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Betela, ary ny arivo niaraka tamin’i Jonatana+ tao Gibean’i+ Benjamina. Ny olona sisa kosa nalefany hody tany amin’ny tranolainy avy.

  • 1 Samoela 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Indray andro, dia hoy i Jonatana+ zanak’i Saoly, tamin’ilay mpanompo nitondra ny fiadiany: “Andao hiampita eny amin’ny toby mpitilin’ny Filistinina, erỳ ampita erỳ.” Tsy niteniteny tamin-drainy anefa izy.+

  • 1 Tantara 9:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary i Nera+ niteraka an’i Kisy,+ ary i Kisy niteraka an’i Saoly,+ ary i Saoly niteraka an’i Jonatana+ sy Malkisoa+ sy Abinadaba+ ary Esbala.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara