1 Samoela 14:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana+ sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary ny anaran’ny zanany roa vavy dia Meraba,+ vavimatoa, sy Mikala,+ zandriny. 1 Tantara 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary i Nera+ niteraka an’i Kisy,+ ary i Kisy niteraka an’i Saoly,+ ary i Saoly niteraka an’i Jonatana+ sy Malkisoa+ sy Abinadaba+ ary Esbala.+
49 Ary ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana+ sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary ny anaran’ny zanany roa vavy dia Meraba,+ vavimatoa, sy Mikala,+ zandriny.
33 Ary i Nera+ niteraka an’i Kisy,+ ary i Kisy niteraka an’i Saoly,+ ary i Saoly niteraka an’i Jonatana+ sy Malkisoa+ sy Abinadaba+ ary Esbala.+