FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia hoy i Davida tamin’ireo lehilahy nijoro teo anilany: “Hatao ahoana tsara hoe izay lehilahy mahafaty an’io Filistinina io,+ ka mahafaka ny Israely amin’izao fahafaham-baraka izao?+ Fa zinona moa io Filistinina tsy mifora+ io no dia mihantsy ady+ amin’ny tafik’ilay Andriamanitra velona?”+

  • 2 Mpanjaka 19:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Mihantsy an’iza ianao,+ ary manevateva an’iza?+

      Mampiaka-peo amin’iza ianao,+

      Ary mampiandranandrana ny masonao amin’iza?+

      Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+

  • Salamo 80:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ataonao miady anay ny manodidina anay,+

      Ary manaram-po maneso anay ny fahavalonay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara