Genesisy 39:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nomba an’i Josefa anefa i Jehovah, ka nahomby avokoa izay nataony,+ ary nahazo andraikitra tao an-tranon’ilay Ejipsianina tompony izy. Josoa 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary i Jehovah nomba an’i Josoa,+ ka niely eran-tany ny lazany.+ 1 Samoela 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa mitranga aminao ireo famantarana+ ireo, dia ataovy izay azon’ny tananao atao,+ fa momba anao Andriamanitra.+ 1 Samoela 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy ny iray tamin’ny mpanompo hoe: “Misy zanak’i Jese Betlehemita fantatro fa mahay mitendry harpa.+ Lehilahy matanjaka+ sy mahery fo izy sady lehilahy mpiady.+ Mahay mandaha-teny+ koa izy sady tsara bika,+ ary momba azy i Jehovah.”+
2 Nomba an’i Josefa anefa i Jehovah, ka nahomby avokoa izay nataony,+ ary nahazo andraikitra tao an-tranon’ilay Ejipsianina tompony izy.
7 Rehefa mitranga aminao ireo famantarana+ ireo, dia ataovy izay azon’ny tananao atao,+ fa momba anao Andriamanitra.+
18 Dia hoy ny iray tamin’ny mpanompo hoe: “Misy zanak’i Jese Betlehemita fantatro fa mahay mitendry harpa.+ Lehilahy matanjaka+ sy mahery fo izy sady lehilahy mpiady.+ Mahay mandaha-teny+ koa izy sady tsara bika,+ ary momba azy i Jehovah.”+