FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Hanosotra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany rehefa any. Dia tsofy ny anjombona,+ ka milazà hoe: ‘Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!’+

  • Salamo 72:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ho ela velona anie izy!+ Ary aoka hanomezana azy ny volamena avy any Sheba.+

      Aoka hisy vavaka hatao ho azy foana.

      Hotahina mandrakariva anie izy!+

  • Mpitoriteny 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Sambatra ianao, ry tany, raha zanaky ny olona ambony ny mpanjakanao, ary ny andriananao misakafo amin’ny fotoana mety mba hahazoana hery, fa tsy misotro tafahoatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara