Deoteronomia 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Misy olona tsy manjary avy eo aminareo,+ ary mitady hampiala ny mponina ao an-tanànany amin’Andriamanitra+ izy, ka manao hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay tsy fantatrao’, 1 Samoela 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Ely dia olona tsy manjary,+ sady tsy niraharaha an’i Jehovah.+ 1 Samoela 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa fantaro sy eritrereto izay hataonao, fa misy loza miandry+ ny tompontsika sy ny ankohonany manontolo. Olona tena tsy manjary+ mantsy izy ka tsy azo ifampiresahana mihitsy.” Joba 34:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hisy sahy hiteny amin’ny mpanjaka ve hoe: ‘Olona tsy manjary ianao’,Ary amin’ny olona ambony hoe: ‘Olon-dratsy ianao’?+
13 ‘Misy olona tsy manjary avy eo aminareo,+ ary mitady hampiala ny mponina ao an-tanànany amin’Andriamanitra+ izy, ka manao hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay tsy fantatrao’,
17 Koa fantaro sy eritrereto izay hataonao, fa misy loza miandry+ ny tompontsika sy ny ankohonany manontolo. Olona tena tsy manjary+ mantsy izy ka tsy azo ifampiresahana mihitsy.”
18 Hisy sahy hiteny amin’ny mpanjaka ve hoe: ‘Olona tsy manjary ianao’,Ary amin’ny olona ambony hoe: ‘Olon-dratsy ianao’?+