18 Dia niampita teo anatrehan’ny mpanjaka ny mpanompony rehetra. Niampita teo anatrehany koa ny Keretita rehetra sy ny Peletita+ rehetra ary ny Gatita+ rehetra, dia eninjato lahy izay efa nanaraka azy avy tany Gata.+
8 Ireto ny anaran’ireo lehilahy maherin’i+ Davida: Joseba-basebeta+ Takemonita, lehiben’ireo telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny valonjato lahy ka namono an’ireo, tao anatin’ny ady indray mandeha monja.
18 Ary i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ no lehiben’izy telopolo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo. Ary nalaza toa an’ireo telo lahy ihany izy.+