FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Miaraka amin’izy ireo ny zanany roa lahy, dia i Ahimaza+ zanak’i Zadoka sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. Koa amin’ny alalan’izy roa lahy no handefasanareo atỳ amiko izay rehetra mety ho renareo.”

  • 2 Samoela 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hoy i Ahimaza+ zanak’i Zadoka: “Mba avelao re aho hihazakazaka hilaza ny vaovao amin’ny mpanjaka, fa efa nitsara azy i Jehovah mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara