FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 27:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Voaozona izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’

  • Deoteronomia 27:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny vadin-drainy, satria manainga ny akanjon-drainy izy.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’

  • 2 Samoela 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hamely ny ankohonanao foana ny sabatra+ mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ satria naniratsira ahy ianao ka nalainao ho vadinao ny vadin’i Oria Hetita.’

  • Salamo 63:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Izay mifofo ny aiko mba hamonoana ahy,+

      Dia ho lasa any amin’ny lalina indrindra amin’ny tany.+

  • Ohabolana 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny ratsy fanahy kosa ho ringana tsy ho amin’ny tany,+ ary ny mpivadika hesorina tsy ho amin’ny tany.+

  • Ohabolana 20:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Izay manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia ho faty ny jirony rehefa eo am-pototry ny haizina.+

  • Ohabolana 30:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara