2 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana; 2 Samoela 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nandidy an’i Joaba sy Abisay ary Itahy ny mpanjaka, nanao hoe: “Moramora ihany+ ianareo amin’i Absaloma zatovo, noho ny amiko.” Dia ren’ny olon-drehetra ny nandidian’ny mpanjaka ny lehibe rehetra ny amin’i Absaloma. 2 Samoela 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hoy i Joaba: “Tsy handany andro aminao eto aho.” Koa naka lefona kely telo i Joaba, ka natsatony+ tamin’ny fon’i Absaloma, raha iny izy mbola velona teo afovoan’ilay+ hazobe iny.
16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;
5 Ary nandidy an’i Joaba sy Abisay ary Itahy ny mpanjaka, nanao hoe: “Moramora ihany+ ianareo amin’i Absaloma zatovo, noho ny amiko.” Dia ren’ny olon-drehetra ny nandidian’ny mpanjaka ny lehibe rehetra ny amin’i Absaloma.
14 Ary hoy i Joaba: “Tsy handany andro aminao eto aho.” Koa naka lefona kely telo i Joaba, ka natsatony+ tamin’ny fon’i Absaloma, raha iny izy mbola velona teo afovoan’ilay+ hazobe iny.