Nomery 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nifoha maraina i Balama ka nanisy lasely ny ampondravaviny, ary nandeha niaraka tamin’ireo andrianan’i Moaba.+ Mpitsara 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianareo izay mitaingina ampondravavy mena somary mavo,+Ianareo izay mipetraka eo ambony karipetra mirenty,Ary ianareo izay mandeha eny an-dalana,Mandiniha!+ 2 Samoela 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hoy izy: “Ny mpanompoko+ no namitaka ahy, ry mpanjaka tompoko. Fa hoy ny mpanomponao: ‘Aleo aho hanisy lasely ny ampondravavy hotaingenako, mba handehanako hiaraka amin’ny mpanjaka.’ Malemy tongotra mantsy ny mpanomponao.+
21 Dia nifoha maraina i Balama ka nanisy lasely ny ampondravaviny, ary nandeha niaraka tamin’ireo andrianan’i Moaba.+
10 Ianareo izay mitaingina ampondravavy mena somary mavo,+Ianareo izay mipetraka eo ambony karipetra mirenty,Ary ianareo izay mandeha eny an-dalana,Mandiniha!+
26 Dia hoy izy: “Ny mpanompoko+ no namitaka ahy, ry mpanjaka tompoko. Fa hoy ny mpanomponao: ‘Aleo aho hanisy lasely ny ampondravavy hotaingenako, mba handehanako hiaraka amin’ny mpanjaka.’ Malemy tongotra mantsy ny mpanomponao.+