19 Ary ny trano+ rehetra teny amin’ny toerana avo tany amin’ireo tanànan’i+ Samaria, eny, ny trano naorin’ireo mpanjakan’ny+ Israely mba hampahatezitra an’Andriamanitra,+ dia nesorin’i Josia koa, ka nataony araka izay rehetra efa nataony tany Betela.+