1 Mpanjaka 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nanao trano teny amin’ireo toerana avo+ i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny taranak’i Levy.+ 1 Mpanjaka 13:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa tsy maintsy ho tanteraka+ ilay tenin’i Jehovah nataony antso avo, ka nanamelohany an’ilay alitara+ eto Betela sy ireo trano rehetra eny amin’ny toerana avo+ ao amin’ireo tanànan’i Samaria.”+
31 Nanao trano teny amin’ireo toerana avo+ i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny taranak’i Levy.+
32 Fa tsy maintsy ho tanteraka+ ilay tenin’i Jehovah nataony antso avo, ka nanamelohany an’ilay alitara+ eto Betela sy ireo trano rehetra eny amin’ny toerana avo+ ao amin’ireo tanànan’i Samaria.”+