1 Mpanjaka 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa tsy nohenoin’ny mpanjaka ny vahoaka,+ satria avy tamin’i Jehovah izany,+ mba hanatanterahan’i Jehovah ny teny+ nolazainy tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata, tamin’ny alalan’i Ahia+ Silonita.
15 Koa tsy nohenoin’ny mpanjaka ny vahoaka,+ satria avy tamin’i Jehovah izany,+ mba hanatanterahan’i Jehovah ny teny+ nolazainy tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata, tamin’ny alalan’i Ahia+ Silonita.