1 Mpanjaka 11:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia nodimandry any amin’ny razany izy,+ ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ rainy. Ary i Rehoboama+ zanany no nanjaka nandimby azy. 2 Tantara 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha vao mafy orina ny fanjakan’i Rehoboama+ ka nahery izy, dia nahafoy ny lalàn’i Jehovah+ izy sy ny Israely rehetra+ niaraka taminy.
43 Dia nodimandry any amin’ny razany izy,+ ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ rainy. Ary i Rehoboama+ zanany no nanjaka nandimby azy.
12 Raha vao mafy orina ny fanjakan’i Rehoboama+ ka nahery izy, dia nahafoy ny lalàn’i Jehovah+ izy sy ny Israely rehetra+ niaraka taminy.