1 Mpanjaka 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+ 1 Mpanjaka 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohanao ianao, ka lasa nanao andriamani-kafa+ sy sarivongana metaly+ mba hampahatezitra+ ahy, fa izaho kosa narianao tany ivohonao.+
28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+
9 Fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohanao ianao, ka lasa nanao andriamani-kafa+ sy sarivongana metaly+ mba hampahatezitra+ ahy, fa izaho kosa narianao tany ivohonao.+