FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy azy roa amby telopolo lahy, lehiben’ny+ kalesiny, hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+

  • 1 Mpanjaka 22:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Nihamafy ny ady tamin’izay fotoana izay, ary voatery notohanana tao amin’ny kalesiny ny mpanjaka, mba ho afaka hitsangana foana hiatrika ny Syrianina. Dia maty+ izy rehefa harivariva. Ary tsy nety nijanona ny ra avy tamin’ny ratrany, ka niraraka tao amin’ilay kalesin’ady.+

  • 2 Tantara 18:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary nisy lehilahy nandefalefa zana-tsipìka anjoanjo fotsiny, ka voany+ teo anelanelan’ny tapany samy hafa amin’ilay akanjo mifono vy ny mpanjakan’ny Israely. Koa hoy ny mpanjaka tamin’ny mpitondra kalesy:+ “Avilio ny kalesy, ka ento miala eto aho, fa maratra mafy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara