42 Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Satria navelanao handeha ilay lehilahy efa natokako haringana,+ na dia efa teo am-pelatananao aza, dia ny ainao no hasolo ny ainy,+ ary ny olonao no hasolo ny olony.’”+
34 Nihamafy ny ady tamin’izay fotoana izay, ary voatery notohanana tao amin’ny kalesiny ny mpanjakan’ny Israely, mba ho afaka hitsangana foana hiatrika ny Syrianina mandra-paharivan’ny andro. Dia maty izy rehefa nilentika ny masoandro.+