FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

  • 2 Mpanjaka 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hoy i Jeho tamin’i Bidkara, manamboninahitra lefiny:+ “Batao izy, ary atsipazo eo amin’ny sombin-tanin’i Nabota Jezirelita.+ Tadidio fa tamin’izaho sy ianao samy nitaingina kalesy iny, fony isika nanaraka an’i Ahaba rainy, dia nilaza izao fanamelohana+ azy izao i Jehovah:

  • 2 Mpanjaka 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary raha vao tonga tany amin’izy ireo ilay taratasy, dia nalain’izy ireo izy fitopolo lahy zanaky ny mpanjaka, ka novonoiny.+ Dia nataony tao anaty sobika ny lohan’izy ireo, ka nalefany tany amin’i Jeho tany Jezirela.

  • 2 Mpanjaka 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia novonoin’i Jeho koa ny sisa rehetra tamin’ny ankohonan’i Ahaba tao Jezirela, mbamin’ny olo-manan-kajany+ rehetra sy ny namany ary ny mpisorony,+ ka tsy nasiany niangana na iray aza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara