FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Ary nataon’i Hirama+ tsikelikely ireo koveta+ sy lapelina+ ary vilia baolina.+ Farany, dia vitan’i+ Hirama ny asa rehetra nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’i Jehovah:

  • 2 Tantara 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa halefako any aminao ny olona iray mahay sy mahira-tsaina, dia i Hiram-aby,+

  • 2 Tantara 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Farany dia nataon’i Hirama ireo fitoeran-davenona+ sy lapelina+ ary vilia baolina.+

      Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, ho an’ny tranon’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara