FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary ataovy ireto fitaovana ho an’ny alitara ireto: Fitoeran-davenona hanesorana ny lavenona feno menaka, lapelina, vilia baolina, fitrebika, ary fitondrana afo. Ataovy varahina daholo ireo.+

  • 2 Mpanjaka 25:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nalainy ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny famonoan-jiro sy ny kaopy ary ny fitaovana+ varahina rehetra izay nampiasaina tamin’ny fanompoana.

  • 2 Tantara 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ary ny fitoeran-davenona sy ny lapelina+ sy ny fitrebika+ sy ny fitaovana rehetra miaraka amin’ireo.+ Nataon’i Hiram-abivy+ ho an’i Solomona Mpanjaka ireo, ho an’ny tranon’i Jehovah, ka varahina nokosehina hangirana no nanaovany izany.

  • Jeremia 52:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nalainy ny fitoeran-davenona sy ny lapelina+ sy ny famonoan-jiro+ sy ny vilia baolina+ sy ny kaopy ary ny fitaovana varahina rehetra izay nampiasaina tamin’ny fanompoana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara