10Dia naka ny menaka tao anaty tavoara+ kely i Samoela, ka nandraraka izany teo amin’ny lohan’i Saoly sady nanoroka+ azy, ary niteny hoe: “Nohosoran’i Jehovah tokoa ianao, mba ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+
3 Dia raiso ilay tavoara fitoera-menaka, ka araraho eo amin’ny lohany+ ny menaka, ary milazà hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hosorako+ ho mpanjakan’ny+ Israely ianao.”’ Dia sokafy ny varavarana, ka mandosira fa aza miandry.”