27 Aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao, mba haharetany mandritra ny fotoana tsy voafetra eo anatrehanao.+ Fa ianao, Jehovah ô, no efa nitahy azy, ka dia voatahy mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.”+
5 mba hanatanterahako ny fianianana nataoko tamin’ny razanareo,+ dia ny hanome azy an’ilay tany tondra-dronono sy tantely,+ toy ny amin’izao anio izao.’”’”
6 eny, namaly azy i Jeremia mpaminany hoe: “Amena!*+ Izany tokoa anie no hataon’i Jehovah! Hotanterahin’i Jehovah anie ny faminanianao, ka haveriny eto amin’ity toerana ity tokoa ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah sy ny olona rehetra natao sesitany any Babylona!+