36 Dia namaly avy hatrany i Benaia zanak’i Joiada, ka hoy izy tamin’ny mpanjaka: “Amena!*+ Ho toy izany koa anie ny tenin’i Jehovah Andriamanitry ny mpanjaka tompoko!+
5 mba hanatanterahako ny fianianana nataoko tamin’ny razanareo,+ dia ny hanome azy an’ilay tany tondra-dronono sy tantely,+ toy ny amin’izao anio izao.’”’”
20 Ary na firy na firy ny fampanantenan’Andriamanitra,+ dia tonga Eny ireny amin’ny alalan’ny Zanany.+ Noho izany, dia amin’ny alalany koa ny “Amena”+ lazaina amin’Andriamanitra, mba hanomezanay voninahitra azy.