3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+
21 Tamin’ny fony manontolo+ no nanaovany ny asa rehetra natombony momba ny fanompoana+ tao an-tranon’Andriamanitra sy momba ny lalàna+ sy ny didy, mba hitadiavany+ an’Andriamaniny. Koa nahomby+ izy tamin’izany.