2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+ Jeremia 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Sa misy olona afaka miafina ao amin’ny takona ka tsy ho hitako?”,+ hoy i Jehovah. “Misy zavatra tsy miharihary eo anatrehako ve any an-danitra sy eny ambonin’ny tany?”,+ hoy i Jehovah. Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary izay tsy mibaribary eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy miharihary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+ 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+
9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+
24 “Sa misy olona afaka miafina ao amin’ny takona ka tsy ho hitako?”,+ hoy i Jehovah. “Misy zavatra tsy miharihary eo anatrehako ve any an-danitra sy eny ambonin’ny tany?”,+ hoy i Jehovah.
13 Ary tsy misy zavaboary izay tsy mibaribary eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy miharihary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+
12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+