2 Mpanjaka 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola nirehitra mafy foana tamin’ny Joda+ noho ny zava-drehetra mahatezitra izay nampahatezeran’i Manase azy.+ 2 Mpanjaka 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Noho ny baikon’i Jehovah tokana ihany no nahatonga izany tamin’ny Joda, mba hanesorana+ azy tsy ho eo imasony, noho ny fahotan’i Manase,+ dia ny ratsy rehetra nataony, Jeremia 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hataoko mangovitra ny fanjakana rehetra eto an-tany mahita an’izay hanjo azy,+ noho ny amin’i Manase zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy noho izay nataony tao Jerosalema.+
26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola nirehitra mafy foana tamin’ny Joda+ noho ny zava-drehetra mahatezitra izay nampahatezeran’i Manase azy.+
3 Noho ny baikon’i Jehovah tokana ihany no nahatonga izany tamin’ny Joda, mba hanesorana+ azy tsy ho eo imasony, noho ny fahotan’i Manase,+ dia ny ratsy rehetra nataony,
4 Hataoko mangovitra ny fanjakana rehetra eto an-tany mahita an’izay hanjo azy,+ noho ny amin’i Manase zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy noho izay nataony tao Jerosalema.+