2 Mpanjaka 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony. 2 Mpanjaka 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Koa satria nahavita ireo zava-maharikoriko+ ireo i Manase+ mpanjakan’ny Joda, ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon’ny Amorita+ talohany, sady nampanota+ ny Joda tamin’ny alalan’ireo sampiny maharikoriko, 2 Mpanjaka 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola nirehitra mafy foana tamin’ny Joda+ noho ny zava-drehetra mahatezitra izay nampahatezeran’i Manase azy.+
2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.
11 “Koa satria nahavita ireo zava-maharikoriko+ ireo i Manase+ mpanjakan’ny Joda, ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon’ny Amorita+ talohany, sady nampanota+ ny Joda tamin’ny alalan’ireo sampiny maharikoriko,
26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola nirehitra mafy foana tamin’ny Joda+ noho ny zava-drehetra mahatezitra izay nampahatezeran’i Manase azy.+