FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nandresy ny Moabita koa izy.+ Dia nasainy nitsotra tamin’ny tany ireo mba horefesina amin’ny tady. Ary nandrefy indroa tamin’ny halavan’ilay tady izy, ka natokany hovonoina ho faty izay tafiditra tao anatin’izay, ary nandrefy indray mandeha izy ka navelany ho velona izay tao anatin’izay.+ Dia lasa mpanompon’i Davida+ ny Moabita ka nandoa hetra+ taminy.

  • 2 Mpanjaka 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary hohenjaniko eo amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana+ nampiasaina tamin’i Samaria,+ sy ny filamatra* nampiasaina tamin’ny taranak’i Ahaba.+ Dia hodioviko+ i Jerosalema, toy ny manadio vilia baolina izay diovina ka ahohoka.+

  • Isaia 28:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Toy izao no hiheveran’izy ireo ny tenin’i Jehovah: “Didy miampy didy, didy miampy didy, fitsipika miampy fitsipika, fitsipika miampy fitsipika.+ Ity misy zavatra kely, iny misy zavatra kely.” Koa handeha izy ireo dia ho tafintohina ka hidaboka any aoriana, ary ho tapatapaka sy ho voafandrika ary ho voasambotra.+

  • Fitomaniana 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Noeritreretin’i Jehovah horavana ny mandan’i+ Ziona zanakavavy.

      Nohenjaniny ny tady fandrefesana.+ Tsy nampihemotra ny tanany tsy handripaka izy.+

      Ary nataony nisaona ny tovon-tany sy ny manda.+ Samy ketraka ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara