FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 34:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa nataon’ireo lehilahy ireo ilay asa, ary mendri-pitokisana+ izy ireo tamin’izany. Ary voatendry ho mpiandraikitra azy ireo i Jahata sy Obadia Levita avy tamin’ny taranak’i Merary,+ ary i Zakaria sy Mesolama avy tamin’ny taranaky ny Kehatita.+ Ary ny Levita izay samy tena nahay nitendry zavamaneno,+

  • Ohabolana 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Maro be no milaza ny tenany ho tsara fanahy,+ fa sarotra kosa ny mahita olona azo itokisana.+

  • 1 Korintianina 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha izany àry no izy, dia takina amin’ny mpanompo+ toy izany ny ho olona mendri-pitokisana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara