32 Nasainy niditra tamin’ilay fifanekena koa ny olona rehetra tany Jerosalema sy Benjamina. Ary ny mponin’i Jerosalema dia nanao araka izay voalazan’ny fifanekena nataon’Andriamanitra, dia ilay Andriamanitry ny razany.+
2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+