2 Mpanjaka 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia nafatotr’i+ Farao Neko+ tao Ribla+ any Hamata izy, mba tsy hanjaka tany Jerosalema. Ary nampandoavin’i Farao sazy+ ilay tany, dia talenta volafotsy+ zato sy talenta volamena iray.+
33 Dia nafatotr’i+ Farao Neko+ tao Ribla+ any Hamata izy, mba tsy hanjaka tany Jerosalema. Ary nampandoavin’i Farao sazy+ ilay tany, dia talenta volafotsy+ zato sy talenta volamena iray.+