12 Nolazaiko tamin’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda daholo koa izao teny+ izao: “Ampidino ho eo ambany ziogan’ny mpanjakan’i Babylona ny vozonareo, ka tompoy izy sy ny vahoakany, mba ho velona ianareo.+
9 Dia nianiana+ tamin’izy ireo sy ny miaramilany i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana+ hoe: “Aza matahotra hanompo ny Kaldeanina. Mijanòna eto amin’ity tany ity ary manompoa ny mpanjakan’i Babylona, dia hahita soa ianareo.+