2 Mpanjaka 4:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia niverina tany Gilgala+ i Elisa. Nisy mosary+ tany tamin’izay. Ary nipetraka teo anatrehany+ ireo zanaky+ ny mpaminany, ka hoy izy tamin’ny mpanompony:+ “Ataingeno ilay vilanibe, ka manaova lasopy ho an’ny zanaky ny mpaminany.”+
38 Dia niverina tany Gilgala+ i Elisa. Nisy mosary+ tany tamin’izay. Ary nipetraka teo anatrehany+ ireo zanaky+ ny mpaminany, ka hoy izy tamin’ny mpanompony:+ “Ataingeno ilay vilanibe, ka manaova lasopy ho an’ny zanaky ny mpaminany.”+